Ry mpiara-miasa mavitrika

Eto dia maneho ny fisaorana antsika rehetra niara-nisalaha nahatontosàna ny conférence amin'ny honneur n'i Pr. Anona ny volana marsa 2023 teo.

Vita an-tsakany sy an-davany izany noho ianareo ka mankasitraka sy mankatelina.

Teo ny nanohana ara-pahaizana, ara-pitaovana, ara-service, ara-bola, ara-pahafahana, ara-bavaka sy ny endrim-panohanana rehetra.

Etoana dia manantitra ny Misaotra an'i Pr. Anona isika tamin'ny zava-dehibe vitany.

Maniry ny hitohizan'ny fiaraha-miasa hatrany amintsika rehetra ary ny fitohizan'ny hetsika tahaka izao. Araka ny voalazan'ny Pr. Haja  V.P Univ Antananarivo tamin'ny fanokafana izany dia voalohany ity hetsika ity teto Madagasikara.

Ireto misy sary vitsivitsy zaraina amintsika. Ho an'ireo nanao talk dia hanao fotoana aminareo aho hanaterana ny certificat nareo.

 

 

 

 

 

Mirary soa

Pr. Princy Randriambololondrantomalala

Organizer

Directeur EDMA